Deoteronomia 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah ny lehilahy izay torotoro ny vihiny+ na nesorina ny filahiany. Isaia 56:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah tsy hilaza hoe:+ ‘Hesorin’i Jehovah tsy ho eo amin’ny olony tokoa aho izao.’+ Aoka koa ny lehilahy novosirina+ tsy hilaza hoe: ‘Indrisy! Hazo maina aho!’”
23 “Tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah ny lehilahy izay torotoro ny vihiny+ na nesorina ny filahiany.
3 Aoka ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah tsy hilaza hoe:+ ‘Hesorin’i Jehovah tsy ho eo amin’ny olony tokoa aho izao.’+ Aoka koa ny lehilahy novosirina+ tsy hilaza hoe: ‘Indrisy! Hazo maina aho!’”