Matio 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa misy tsy manambady satria manan-takaitra hatrany an-kibon-dreniny,+ ary misy tsy manambady satria novosirin’olona, fa misy kosa minia tsy manambady noho ny fanjakan’ny lanitra. Izay afaka mitoetra ho tsy manambady, dia aoka izy hanao izany.”+ 1 Korintianina 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Noho izany, izay tsy mitoetra ho virjiny fa manambady dia manao tsara,+ fa izay mitoetra ho virjiny kosa ka tsy manambady dia manao tsara kokoa.+ 2 Korintianina 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay+ manomboka izao. Na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo+ aza izahay, dia azo antoka fa tsy mahalala azy toy izany intsony ankehitriny.+
12 Fa misy tsy manambady satria manan-takaitra hatrany an-kibon-dreniny,+ ary misy tsy manambady satria novosirin’olona, fa misy kosa minia tsy manambady noho ny fanjakan’ny lanitra. Izay afaka mitoetra ho tsy manambady, dia aoka izy hanao izany.”+
38 Noho izany, izay tsy mitoetra ho virjiny fa manambady dia manao tsara,+ fa izay mitoetra ho virjiny kosa ka tsy manambady dia manao tsara kokoa.+
16 Koa tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay+ manomboka izao. Na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo+ aza izahay, dia azo antoka fa tsy mahalala azy toy izany intsony ankehitriny.+