FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 7:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Iriko tokoa ianareo ho afaka amin’ny fanahiana.+ Ny lehilahy tsy manambady dia manahy ny amin’izay an’ny Tompo, ny amin’ny fomba hahazoany sitraka amin’ny Tompo.

  • 1 Korintianina 7:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Noho izany, izay tsy mitoetra ho virjiny fa manambady dia manao tsara,+ fa izay mitoetra ho virjiny kosa ka tsy manambady dia manao tsara kokoa.+

  • 1 Korintianina 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara