Matio 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nony niditra tao an-tranon’i Petera i Jesosy, dia nahita ny rafozambavin’i+ Petera teo am-pandriana fa nanavy.+ Jaona 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+
14 Nony niditra tao an-tranon’i Petera i Jesosy, dia nahita ny rafozambavin’i+ Petera teo am-pandriana fa nanavy.+
42 Nentiny tany amin’i Jesosy izy, ary hoy i Jesosy rehefa nahita+ azy: “Ianao no Simona+ zanak’i Jaona,+ ary ianao hatao hoe Kefasy”—izay adika hoe Petera.+