FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Fa na iza na iza manao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.”

  • 2 Korintianina 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa satria nahazo izany fampanantenana+ izany isika, ry malala, dia aoka isika hanadio+ ny tenantsika ho afaka amin’ny zava-drehetra mandoto ny nofo sy ny saina,+ ka hanao izay hahatonga lafatra ny fahamasinana ao amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra.+

  • 1 Petera 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Noho izao indrindra no nitoriana ny vaovao tsara tamin’ireo maty:+ Mba hotsaraina amin’ny nofo izy ireo, araka ny fomba fihevitr’olombelona,+ fa ho velona kosa amin’ny fanahy,+ araka ny fomba fihevitr’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara