2 “Ary amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “no hanafoanako ny anaran’ireo sampy tsy ho amin’ity tany ity,+ ka tsy hotsarovana intsony ireny. Ary hesoriko tsy ho amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.+
12Koa miangavy anareo aho, ry rahalahy, noho ny fangoraham-pon’Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo+ ho sorona+ velona+ sy masina+ ary ankasitrahan’Andriamanitra.+ Izany dia fanompoana masina+ ampiasanareo ny sainareo.+