Matio 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy i Jesosy taminy: “Manaraha ahy foana ianao, fa avelao ny maty handevina ny maty eo aminy.”+ Efesianina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ianareo no novelomin’Andriamanitra na dia fony mbola maty tao amin’ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+
2 Ary ianareo no novelomin’Andriamanitra na dia fony mbola maty tao amin’ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+