FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hoy i Jesosy taminy: “Manaraha ahy foana ianao, fa avelao ny maty handevina ny maty eo aminy.”+

  • Kolosianina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary na dia maty tao amin’ny helokareo sy ny nofonareo tsy voafora aza ianareo, dia novelomin’Andriamanitra niaraka tamin’i Kristy indray kosa.+ Tsara fanahy izy ka namela ny helotsika rehetra.+

  • 1 Timoty 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa izay mpitondratena manaram-po amin’ny fahafinaretan’ny nofo+ kosa dia efa maty+ na dia mbola velona aza.

  • 1 Petera 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Noho izao indrindra no nitoriana ny vaovao tsara tamin’ireo maty:+ Mba hotsaraina amin’ny nofo izy ireo, araka ny fomba fihevitr’olombelona,+ fa ho velona kosa amin’ny fanahy,+ araka ny fomba fihevitr’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara