Marka 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanatona azy ny Sadoseo, izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty. Koa nanontanian’ireo izy hoe:+ Lioka 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.
18 Ary nanatona azy ny Sadoseo, izay milaza fa tsy hisy fitsanganan’ny maty. Koa nanontanian’ireo izy hoe:+
30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra+ momba azy ireo, ka tsy nataon’i Jaona batisa.