29 Ary izay rehetra efa nahafoy trano na rahalahy na anabavy na ray na reny na zanaka na tany noho ny anarako, dia hahazo be lavitra raha oharina amin’izay nafoiny, ary handova fiainana mandrakizay.+
25 Ary nitsangana ny lehilahy anankiray nahay Lalàna,+ ka izao no nolazainy mba hitsapana azy: “Mpampianatra ô, inona no hataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+