Matio 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary iny nisy olona nanatona azy, ka niteny hoe: “Mpampianatra ô, inona no tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?”+ Lioka 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nisy olona ambony teo amin’ny Jiosy nanontany azy hoe: “Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+
16 Ary iny nisy olona nanatona azy, ka niteny hoe: “Mpampianatra ô, inona no tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?”+
18 Ary nisy olona ambony teo amin’ny Jiosy nanontany azy hoe: “Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+