Lioka 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Amidio+ ny fanananareo ka omeo ho fiantrana ny mahantra.+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra+ tsy mety lany, izay tsy azon’ny mpangalatra hatonina ary tsy lanin’ny bibikely. Lioka 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy i Jesosy rehefa nandre izany: “Misy zavatra iray mbola tokony hataonao: Amidio daholo ny fanananao, ka zarao amin’ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra ianao. Ary andao hanara-dia ahy.”+ Filipianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izay nataoko ho tombony anefa dia heveriko kosa ho fatiantoka noho ny amin’i Kristy.+
33 Amidio+ ny fanananareo ka omeo ho fiantrana ny mahantra.+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra+ tsy mety lany, izay tsy azon’ny mpangalatra hatonina ary tsy lanin’ny bibikely.
22 Hoy i Jesosy rehefa nandre izany: “Misy zavatra iray mbola tokony hataonao: Amidio daholo ny fanananao, ka zarao amin’ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra ianao. Ary andao hanara-dia ahy.”+