Genesisy 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.” Joba 42:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Fantatro izao fa mahay manao ny zava-drehetra ianao,+Ary tsy misy fikasana tsy hainao tanterahina.+ Jeremia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+ Zakaria 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Toa sarotra loatra izany amin’ireto vahoaka sisa ireto amin’izany andro izany, nefa sarotra loatra amiko koa ve?’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.” Lioka 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia hoy izy: “Ny zavatra tsy hain’olombelona dia hain’Andriamanitra.”+
14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”
2 “Fantatro izao fa mahay manao ny zava-drehetra ianao,+Ary tsy misy fikasana tsy hainao tanterahina.+
17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Toa sarotra loatra izany amin’ireto vahoaka sisa ireto amin’izany andro izany, nefa sarotra loatra amiko koa ve?’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”