Asan’ny Apostoly 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa niezaka nandresy lahatra ny Jiosy mbamin’ny olon-kafa nivavaka tamin’Andriamanitra izy, tany amin’ny synagoga.+ Ary nanao toy izany koa izy tamin’izay sendra hitany teny an-tsena+ isan’andro.
17 Koa niezaka nandresy lahatra ny Jiosy mbamin’ny olon-kafa nivavaka tamin’Andriamanitra izy, tany amin’ny synagoga.+ Ary nanao toy izany koa izy tamin’izay sendra hitany teny an-tsena+ isan’andro.