Matio 26:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+ Marka 14:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+ Jaona 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+
39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+
36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+
11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+