Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+Ary ato anatiko ny lalànao.+ Marka 14:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+ Lioka 22:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 hoe: “Ray ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao,+ fa ny anao.”+ Hebreo 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary avy eo, dia hoy mihitsy izy: “Intỳ aho tonga mba hanao ny sitraponao.”+ Esoriny ilay voalohany mba hanamafisany orina an’ilay faharoa.+
36 Ary hoy koa, izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+
42 hoe: “Ray ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kaopy* ity, nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao,+ fa ny anao.”+
9 ary avy eo, dia hoy mihitsy izy: “Intỳ aho tonga mba hanao ny sitraponao.”+ Esoriny ilay voalohany mba hanamafisany orina an’ilay faharoa.+