Matio 26:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+ Marka 14:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia lasa indray izy nivavaka, ka izay nolazainy teo aloha ihany no naveriny.+
39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia esory amiko ity kaopy*+ ity. Aoka tsy ny sitrapoko anefa no hatao,+ fa ny anao.”+