1 Korintianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, nefa tsy ny fahendren’ity+ tontolo ity na ny an’ny mpitondrany,+ dia mpitondra izay ho levona.+ 2 Korintianina 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy tompon’ny+ finoanareo anefa izahay fa mpiara-miasa+ kosa mba hahazoanareo fifaliana, fa ny finoanareo+ ihany no ijoroanareo.+
6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, nefa tsy ny fahendren’ity+ tontolo ity na ny an’ny mpitondrany,+ dia mpitondra izay ho levona.+
24 Tsy tompon’ny+ finoanareo anefa izahay fa mpiara-miasa+ kosa mba hahazoanareo fifaliana, fa ny finoanareo+ ihany no ijoroanareo.+