Marka 10:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga tao Jeriko izy ireo. Ary rehefa nivoaka an’i Jeriko izy sy ny mpianany mbamin’ny vahoaka be, dia nipetraka teo amoron-dalana i Bartimeo, jamba mpangataka, zanak’i Timeo.+ Lioka 18:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raha nanakaiky an’i Jeriko izy, dia nisy lehilahy anankiray jamba nipetraka nangataka teo amoron-dalana.+
46 Tonga tao Jeriko izy ireo. Ary rehefa nivoaka an’i Jeriko izy sy ny mpianany mbamin’ny vahoaka be, dia nipetraka teo amoron-dalana i Bartimeo, jamba mpangataka, zanak’i Timeo.+
35 Raha nanakaiky an’i Jeriko izy, dia nisy lehilahy anankiray jamba nipetraka nangataka teo amoron-dalana.+