Matio 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa nivoaka avy tao Jeriko+ izy ireo, dia nisy vahoaka be nanaraka azy. Lioka 18:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raha nanakaiky an’i Jeriko izy, dia nisy lehilahy anankiray jamba nipetraka nangataka teo amoron-dalana.+
35 Raha nanakaiky an’i Jeriko izy, dia nisy lehilahy anankiray jamba nipetraka nangataka teo amoron-dalana.+