Lioka 18:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary niteny mafy azy mba hangina izay nandeha teny aloha, fa vao mainka izy niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Zanak’i Davida ô!”+
39 Ary niteny mafy azy mba hangina izay nandeha teny aloha, fa vao mainka izy niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Zanak’i Davida ô!”+