Marka 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nandre momba izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady fomba hamonoana azy.+ Natahotra azy anefa ireo, satria ny vahoaka rehetra dia nitolagaga foana tamin’ny fampianarany.+
18 Ary nandre momba izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady fomba hamonoana azy.+ Natahotra azy anefa ireo, satria ny vahoaka rehetra dia nitolagaga foana tamin’ny fampianarany.+