Matio 21:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Na te hisambotra azy aza anefa ireo, dia natahotra ny vahoaka, satria nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany ny vahoaka.+ Lioka 19:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 saingy tsy nahita fomba tsara hanaovana izany, satria sondriana erỳ ny olona rehetra nihaino azy.+
46 Na te hisambotra azy aza anefa ireo, dia natahotra ny vahoaka, satria nihevitra an’i Jesosy ho mpaminany ny vahoaka.+
48 saingy tsy nahita fomba tsara hanaovana izany, satria sondriana erỳ ny olona rehetra nihaino azy.+