Marka 12:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 I Davida aza niantso azy hoe ‘Tompo’, koa ahoana no maha zanany azy?”+ Ary finaritra nihaino azy ny vahoaka.+ Lioka 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tonga vao maraina teo aminy tao amin’ny tempoly ny olona rehetra+ mba hihaino azy.
37 I Davida aza niantso azy hoe ‘Tompo’, koa ahoana no maha zanany azy?”+ Ary finaritra nihaino azy ny vahoaka.+