Lioka 19:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 saingy tsy nahita fomba tsara hanaovana izany, satria sondriana erỳ ny olona rehetra nihaino azy.+ Lioka 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tonga vao maraina teo aminy tao amin’ny tempoly ny olona rehetra+ mba hihaino azy.
48 saingy tsy nahita fomba tsara hanaovana izany, satria sondriana erỳ ny olona rehetra nihaino azy.+