Matio 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nitsaha-niteny ny vahoaka hoe: “Io no Jesosy mpaminany,+ avy any Nazareta any Galilia!” Marka 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nitady izay fomba hisamborana an’i Jesosy ireo, satria takatr’izy ireo fa izy no tao an-tsain’i Jesosy tamin’ilay fanoharana. Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo, ary nandao azy ka lasa.+ Jaona 7:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ren’ny Fariseo izany tenin’ny vahoaka nitakoritsika momba an’i Jesosy izany, ka naniraka mpiambina hisambotra an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo.+ Jaona 7:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hoy ny sasany tamin’ny vahoaka izay nandre izany: “Tena io mihitsy Ilay Mpaminany!”+
12 Koa nitady izay fomba hisamborana an’i Jesosy ireo, satria takatr’izy ireo fa izy no tao an-tsain’i Jesosy tamin’ilay fanoharana. Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo, ary nandao azy ka lasa.+
32 Ren’ny Fariseo izany tenin’ny vahoaka nitakoritsika momba an’i Jesosy izany, ka naniraka mpiambina hisambotra an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo.+