Deoteronomia 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+ Jaona 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nanontany azy izy ireo hoe: “Iza àry e? I Elia+ ve?” Ary hoy izy: “Tsy izy aho.” “Ianao ve Ilay Mpaminany?”+ Fa hoy ny navaliny: “Tsia!” Jaona 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy ireo: “Tena io mihitsy ilay mpaminany+ ho tonga amin’izao tontolo izao.” Asan’ny Apostoly 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+
18 Koa hanendry mpaminany ho azy aho, avy eo amin’ny rahalahiny, dia mpaminany toa anao.+ Ary hataoko eo am-bavany tokoa ny teniko,+ ka holazainy amin’izy ireo ny teny rehetra handidiako azy.+
21 Dia nanontany azy izy ireo hoe: “Iza àry e? I Elia+ ve?” Ary hoy izy: “Tsy izy aho.” “Ianao ve Ilay Mpaminany?”+ Fa hoy ny navaliny: “Tsia!”
14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy ireo: “Tena io mihitsy ilay mpaminany+ ho tonga amin’izao tontolo izao.”
22 Hoy tokoa mantsy i Mosesy: ‘I Jehovah Andriamanitra hanendry mpaminany toa ahy,+ ho anareo, avy amin’ny rahalahinareo. Henoy izy, na inona na inona lazainy aminareo.+