Deoteronomia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mpaminany avy eo aminao, avy eo amin’ny rahalahinao, eny, mpaminany toa ahy, no hotendren’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Izy no tokony hohenoinao.+ Deoteronomia 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ toa an’i Mosesy mihitsy anefa teo amin’ny Israely.+
15 Mpaminany avy eo aminao, avy eo amin’ny rahalahinao, eny, mpaminany toa ahy, no hotendren’i Jehovah Andriamanitrao ho anao. Izy no tokony hohenoinao.+
10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ toa an’i Mosesy mihitsy anefa teo amin’ny Israely.+