FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niditra tao Jerosalema izy, ka nankao amin’ny tempoly, dia nijerijery ny zava-drehetra. Ary satria efa harivariva ny andro, dia nivoaka nankany Betania izy sy ny roa ambin’ny folo lahy.+

  • Lioka 21:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia nampianatra tao amin’ny tempoly izy ny antoandro,+ fa niala teo kosa izy ny alina, ka nitoetra tany amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva.+

  • Jaona 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nisy lehilahy iray narary, dia i Lazarosy avy any Betania. Nonina tao amin’io tanàna kely io koa i Maria sy Marta+ rahavaviny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara