Marka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izany no antony ilazako aminareo hoe: Raha ny amin’izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo sahady izany, dia ho azonareo izany.+ Lioka 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa hoy aho aminareo: Mangataha foana+ dia homena ianareo, mitadiava foana+ dia hahita ianareo, dondòny foana dia hovohana ianareo. Jaona 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+ 1 Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.
24 Izany no antony ilazako aminareo hoe: Raha ny amin’izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo sahady izany, dia ho azonareo izany.+
9 Koa hoy aho aminareo: Mangataha foana+ dia homena ianareo, mitadiava foana+ dia hahita ianareo, dondòny foana dia hovohana ianareo.
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena,+ aoka izy tsy hitsahatra hangataka izany amin’Andriamanitra,+ fa malala-tanana amin’ny rehetra izy sady tsy manome tsiny.+ Dia homena azy izany.+
22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.