27 Ary tonga tao Jerosalema indray izy ireo. Rehefa nandehandeha tao amin’ny tempoly izy, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny anti-panahy,+
20Indray andro, raha mbola nampianatra ny olona tao amin’ny tempoly izy, sady nitory ny vaovao tsara, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny anti-panahy,+