23 Rehefa nankao amin’ny tempoly izy, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka, raha mbola nampianatra tao izy.+ Dia hoy izy ireo: “Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao? Ary iza no nanome anao izany fahefana izany?”+
20Indray andro, raha mbola nampianatra ny olona tao amin’ny tempoly izy, sady nitory ny vaovao tsara, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny anti-panahy,+