Asan’ny Apostoly 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nanao izany Andriamanitra taorian’ny nitorian’i Jaona+ ampahibemaso tamin’ny vahoakan’Israely manontolo. Nitory momba ny batisa mariky ny fibebahana tokoa izy talohan’ny nahatongavan’i Jesosy.+ Asan’ny Apostoly 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa hoy i Paoly: “Batisa mariky ny fibebahana no nataon’i Jaona,+ ka nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga aoriany,+ dia i Jesosy.”
24 Nanao izany Andriamanitra taorian’ny nitorian’i Jaona+ ampahibemaso tamin’ny vahoakan’Israely manontolo. Nitory momba ny batisa mariky ny fibebahana tokoa izy talohan’ny nahatongavan’i Jesosy.+
4 Fa hoy i Paoly: “Batisa mariky ny fibebahana no nataon’i Jaona,+ ka nilaza tamin’ny olona izy mba hino an’ilay ho tonga aoriany,+ dia i Jesosy.”