Isaia 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona+ aho, dia vato+ voasedra,+ eny, ilay vato fehizoro+ sarobidy izay fototra+ azo antoka. Tsy ho raiki-tahotra izay mino azy.+ Marka 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato+ nolavin’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+ Lioka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nijery azy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ Asan’ny Apostoly 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izy ‘ilay vato nohamavoinareo mpanao trano, nefa tonga vato fehizoro.’+ Romanina 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+ Efesianina 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+
16 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona+ aho, dia vato+ voasedra,+ eny, ilay vato fehizoro+ sarobidy izay fototra+ azo antoka. Tsy ho raiki-tahotra izay mino azy.+
10 Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato+ nolavin’ny mpanao trano no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+
17 Fa nijery azy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra’?*+
33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+
20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+