Lioka 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Samy nanao fialana anefa izy rehetra.+ Hoy ny voalohany: ‘Nividy saha aho, ka tokony handeha hijery azy. Mba ialao tsiny any re aho e!’+
18 Samy nanao fialana anefa izy rehetra.+ Hoy ny voalohany: ‘Nividy saha aho, ka tokony handeha hijery azy. Mba ialao tsiny any re aho e!’+