FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Tsy misy mahay manompo tompo roa, fa ny iray ho halany ary ny iray ho tiany,+ na ny iray hifikirany ary ny iray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy ny Harena+ ianareo.

  • Lioka 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ireo latsaka teny amin’ny tsilo, dia izay mandre saingy voavilin’ny fanahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan’ity+ fiainana ity ka voageja tanteraka, ary tsy mahavanom-boa.+

  • 1 Timoty 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+

  • 2 Timoty 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nandao ahy mantsy i Demasy+ satria tia an’ity tontolo ity+ izy, ka lasa any Tesalonika, ary i Kreska lasa any Galatia,+ i Titosy any Dalmatia.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara