Lioka 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+ Lioka 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+
12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+
9 Ary nantsoiny ny roa ambin’ny folo lahy ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hanasitrana aretina.+