Isaia 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+ Matio 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’ny farany, rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Nitoetra irery tany izy na efa alina be aza ny andro.
9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+
23 Tamin’ny farany, rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Nitoetra irery tany izy na efa alina be aza ny andro.