FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 6:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Rehefa nataony veloma ny vahoaka, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka.+

  • Lioka 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+

  • Lioka 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nivavaka irery izy taoriana kelin’izay, ary tamin’izay no tonga teo aminy daholo ny mpianatra, ka nanontaniany hoe: “Lazain’ny vahoaka ho iza moa aho?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara