FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao,+ ary rehefa voakatonao ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao izay ao amin’ny miafina.+ Ary hamaly soa anao ny Rainao izay mijery ao amin’ny miafina.

  • Matio 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tamin’ny farany, rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Nitoetra irery tany izy na efa alina be aza ny andro.

  • Marka 1:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Vao maraina be, raha mbola maizina ny andro, dia nitsangana izy ka lasa nankany amin’ny toerana mitokana,+ ary nivavaka+ tany.

  • Lioka 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara