Lioka 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana nitokana.+ Nikaroka azy anefa ny vahoaka, ary tonga tany aminy mihitsy, ka nitady hihazona azy mba tsy hialany teo amin’izy ireo.
42 Rehefa maraina ny andro, dia niala teo izy ka nankany amin’ny toerana nitokana.+ Nikaroka azy anefa ny vahoaka, ary tonga tany aminy mihitsy, ka nitady hihazona azy mba tsy hialany teo amin’izy ireo.