23 Tamin’ny farany, rehefa avy nandrava ny vahoaka izy, dia niakatra irery tany an-tendrombohitra mba hivavaka.+ Nitoetra irery tany izy na efa alina be aza ny andro.
7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+