36 Ary tonga tao amin’ilay toerana+ antsoina hoe Getsemane i Jesosy sy ny mpianatra. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho hankerỳ hivavaka.”+
18Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+