Jaona 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia namaly ny vahoaka hoe: “Misy demonia ianao.+ Iza koa izao no mitady hamono anao eo?” Jaona 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary maro no nanao hoe: “Misy demonia izy,+ sady adala. Koa nahoana ianareo no mihaino azy?”