Matio 12:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary natsotrany nanondro ny mpianany ny tanany, ka hoy izy: “Ireo no reniko sy rahalahiko!+ Romanina 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ireo nekeny voalohany+ mantsy no notendreny mialoha+ koa hanahaka an’ilay modely,+ dia ny Zanany,+ mba ho lahimatoa+ amin’ny rahalahy+ maro ny Zanaka. Hebreo 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa iray ihany no niavian’izy roa tonta,+ na ilay manamasina na ireo hamasinina,+ hany ka tsy mahamenatra azy ny miantso azy ireo hoe “rahalahy”,+
29 Ireo nekeny voalohany+ mantsy no notendreny mialoha+ koa hanahaka an’ilay modely,+ dia ny Zanany,+ mba ho lahimatoa+ amin’ny rahalahy+ maro ny Zanaka.
11 Fa iray ihany no niavian’izy roa tonta,+ na ilay manamasina na ireo hamasinina,+ hany ka tsy mahamenatra azy ny miantso azy ireo hoe “rahalahy”,+