Marka 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ilay mpamafy dia mamafy ny teny.+ Lioka 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Nisy mpamafy nivoaka mba hamafy ny voany. Ary rehefa namafy izy, dia latsaka teo amoron-dalana ny voa sasany, ka voahitsakitsaka sady lanin’ny voro-manidina.+
5 “Nisy mpamafy nivoaka mba hamafy ny voany. Ary rehefa namafy izy, dia latsaka teo amoron-dalana ny voa sasany, ka voahitsakitsaka sady lanin’ny voro-manidina.+