Efesianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 tamin’ny nampahafantarany antsika ny zava-miafina masina+ ny amin’ny sitrapony. Araka izay mahafinaritra azy izany zava-miafina izany sy mifanaraka amin’ny fikasany+ Kolosianina 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Izany zava-miafina masina+ izany dia nafenina efa hatramin’ny fotoana nisian’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity+ sy hatramin’ny taranaka maro lasa, fa ankehitriny kosa efa naseho+ tamin’ny olony masina.
9 tamin’ny nampahafantarany antsika ny zava-miafina masina+ ny amin’ny sitrapony. Araka izay mahafinaritra azy izany zava-miafina izany sy mifanaraka amin’ny fikasany+
26 Izany zava-miafina masina+ izany dia nafenina efa hatramin’ny fotoana nisian’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity+ sy hatramin’ny taranaka maro lasa, fa ankehitriny kosa efa naseho+ tamin’ny olony masina.