FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa ilay nafafy teny amin’ny tany tsara kosa, dia izay mandre ny teny ka mahazo ny heviny, ary tena mamoa sy mamokatra, ka misy avo zato heny, misy enimpolo heny, ary misy telopolo heny.”+

  • Romanina 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Toy izany koa ianareo, ry rahalahiko: Tamin’ny alalan’ny vatan’i Kristy, dia maty ianareo raha ny amin’ny Lalàna+ mba ho lasa vadin’olon-kafa,+ eny, ho vadin’ilay natsangana tamin’ny maty.+ Amin’izay isika dia hamokatra+ ho an’Andriamanitra.

  • Kolosianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izay dia handeha mendrika+ an’i Jehovah+ ianareo mba hankasitrahany tanteraka anareo, raha mbola mahavokatra hatrany koa ianareo eo amin’ny asa tsara+ rehetra, ary raha mbola tsy mitsaha-mitombo ny fahalalanareo marina tsara+ an’Andriamanitra,

  • 2 Petera 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa raha anananareo ireo toetra ireo, sady anananareo betsaka, dia tsy havelan’izany hipetra-potsiny na tsy hahavokatra+ ianareo raha ny amin’ny fahalalana marina tsara an’i Jesosy Kristy Tompontsika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara