FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+

  • Lioka 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa tsy misy zavatra tsara afina izay tsy haharihary, na zava-miafina izay tsy ho fantatra.+

  • Asan’ny Apostoly 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha izahay kosa, dia tsy azonay atao ny tsy hiteny intsony momba izay efa hitanay sy renay.”+

  • 1 Timoty 5:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Miharihary amin’ny rehetra koa ny asa tsara,+ ary na ireo tsy miharihary aza dia tsy azo afenina tsy misy farany.+

  • 1 Jaona 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 —efa naseho+ tokoa mantsy ny fiainana. Efa hitanay ny fiainana mandrakizay,+ ka ambaranay+ sy lazainay aminareo ny momba azy io. Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay—

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara