Matio 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka hamirapiratra toy izany eo anatrehan’ny olona koa ny fahazavanareo,+ mba hahitany ny asa tsara+ ataonareo ka hanomezany voninahitra+ ny Rainareo izay any an-danitra. 1 Timoty 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tokony ho tsara laza eo amin’ny olona eny ivelany+ koa izy, mba tsy ho afa-baraka na ho latsaka ao amin’ny fandriky+ ny Devoly.
16 Aoka hamirapiratra toy izany eo anatrehan’ny olona koa ny fahazavanareo,+ mba hahitany ny asa tsara+ ataonareo ka hanomezany voninahitra+ ny Rainareo izay any an-danitra.
7 Tokony ho tsara laza eo amin’ny olona eny ivelany+ koa izy, mba tsy ho afa-baraka na ho latsaka ao amin’ny fandriky+ ny Devoly.